Approche paysage pour la conservation et la gestion de la biodiversité menacée de Madagascar, axée sur le paysage forestier sec et épineux de la région Atsimo Andrefana
Fandaharana mikasika ny fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022, ho an'ny faritra Atsimo Andrefana. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana. Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony.
Fandaharana mikasika ny fanisana ny zava-manan'aina. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana. Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony.
Fandaharana vokarin'ny tetikasa APAA, notontosain'ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolotsaina (DRCC Atsimo Andrefana) amin'ny alalan'ny Radio Soatalily.
Fandaharana vokarin'ny tetikasa APAA, notontosain'ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolotsaina (DRCC Atsimo Andrefana) amin'ny alalan'ny Radio Soatalily.